Teny iditra |
lako
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Miadana fa tsy mamindra haingana Tsy mifanizina (rary na tenona) Tsy mafy (randram-bolo). [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Flasque, faiblement tordu, sans énergie, lent, bien pris pour devenir grand et gros [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
lako
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Maresaka, betsaka Maro [1.78]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
lako
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Indrindra, loatra [1.78]
|
|
Teny iditra |
lako
(la)
|
Sokajin-teny | anarana la sy mpisolo
|
Fanazavàna teny anglisy | My refusal [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mon refus [3.1]
|
|