Teny iditra lakoina (lako)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miadana dia miadana, tsy rototra: Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lakoina, lakoiko, lakoinao, lakoiny, lakointsika, lakoinay, lakoinareo, lakoin', lakoin-, lakoim-, lakoi-
Ny lasa : nolakoina, nolakoiko, nolakoinao, nolakoiny, nolakointsika, nolakoinay, nolakoinareo, nolakoin', nolakoin-, nolakoim-, nolakoi-
Ny hoavy : holakoina, holakoiko, holakoinao, holakoiny, holakointsika, holakoinay, holakoinareo, holakoin', holakoin-, holakoim-, holakoi-
Filaza mandidy : lakoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31