|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  laka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny toerana afovoany amin' ny fanorona, izay ihaonan' ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny laka no maharesy amin' ny lalao fanorona
Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona: ny lakabe, ny laka kely, ny lakavilana ary ny lakamanga).
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] lines drawn at right angles in the game called fanorona
5  [1.7] a position in Malagasy chess or fanorona
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] une position aux échecs malgaches dits fanorona
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)16  laka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2] [Provincial] lakana

Teny iditra (3/3)19  laka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.196] (mot-racine dont le sens est maintenant mal connu . utilisé autrefois dans le sens de : qui occupe une place centrale . qui est à l'intersection de deux chemins). Nom donné à des espèces très différentes suivant les régions :
(1) Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). [Sakalava]
(2) Hazunta modesta (Baker) Pichon et Hazunta modesta subvar. montana Markgr. (Apocynaceae). [Sihanaka]
(3) Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). Encore appelé lakafotsy. [Bezanozano]
(4) -- Myrica spathulata Mirb. (Myricaceae). Rochon orthographie « Lacca » et écrit : « petit fruit comme le grain de poivre, fleur en forme de chaton ».
-- Beilschmiedia madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae). L'échantillon de Chapel., type de l'espèce, récolté vers 1800, mentionne déjà le nom malgache.
-- Euodia madagascariensis Baker (Rutaceae) (réf. Réserves Naturelles n° 11303). Plus connu sous le nom de fatraina. [Betsimisaraka]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  alak, kala, laka

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18