Entrée mahazo laka (azo, laka)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
¶ mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explications en anglais to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explications en français qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Synonymes tompon' ny laka
Exemples Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]

Mis à jour le 2020/07/31