Teny iditra |
koro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
koro
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Saiky bory tanteraka: koro sofy [1.78]
|
|
Teny iditra |
koro
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | à qui on a coupé une oreille ou les deux [1.3]
|
Sampanteny |
|
|