Teny iditra korokoro (koro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Confused, thrown into disorder, spoiled [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Désordre, confusion, action d'embrouiller, de confondre, d'aveugler
Liberté pour les aides-de-camp de changer d'officier, de chef [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra koro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28