Teny iditra | manakoro (koro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manasavoritaka, manjera [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | manorokoro | ||||||||
Teny iditra | manakoro (koro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mambory sofina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Essoriller [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manakoro, manoroka, mokarano, Namoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |