Entrée kofafa (fafa)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara)
Synonymes kifafa
Exemples 
1 [Rakotozafy: Ratsimba] Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka.
2 [Rainitovo: Antananarivo] Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa.
Citations 

Entrée kofafa
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsileo] (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra.
Vocabulaire 
Nom scientifique Elionurus tristis

Mis à jour le 2022/05/30