Teny iditra |
ko
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin' ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany:
Marary tsinona ny tananay ko [1.1]
|
|
Teny iditra |
ko
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Indray, sy [1.78]
|
| [Tanosy]
Fa, ka [1.78]
|
|
Teny iditra |
ko~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana tovona miditra amin' ny fiforonan' anarana milaza fitaovana, toy ny KI-: Kofafa na kifafa, kofehy [1.1]
|
|
Teny iditra |
-ko
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka entina misolo ny olona
miteny raha tokana:
Efa vitako ny asako ka handeha aho. /
Marary ny tongotro sy ny soroko tamin'izaho potraka anikeheo. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A suffix pronoun of the first person added to nouns and
passive and relative verbs. It is the sign of possession when
joined to nouns, and the agent of a passive or relative verb.
[Compare Malay aku, I.] [1.2]
|
| Suffix of the first person singular: my, by me [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | De moi, par moi. Il se place comme régime indirect,
après les substantifs, les prépositions et les participes
passifs et relatifs.
Laviko: nié par moi, que je nie.
Anaovako: je m'en sers, j'y travaille.
Voavonjiko: sauvé par moi, que j'ai sauvé.
Tanako: la main de moi, ma main.
Alohako: avant moi. [1.3]
|
| Pron. pers. conjoint. De moi, par moi. [1.5]
|
| Suffixe de la 1ère personne singulier, à moi, mien, par moi [1.8]
|
| [Tanala]
(on emploie la forme -o après -ka et après -tra;
pronom personnel suffixe - 1ère personne du singulier, après un radical verbal,
un verbe à la voie passive ou circonstantielle, un nom, une préposition)
de moi, par moi; mon, ma, mes.
Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés.
Ambon'ny taviko iroa ka hangalofako ho anao:
je vais te récolter [du miel] là-bas au-dessus de ma défriche.
Nanzaka amboninko: mon cadet est devenu un roi plus puissant que moi. [1.6]
|
Mpanahaka |
aho ~
ahy ~
izaho |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
-ko
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe ho
|
Ohatra |
1 | Ompan-ko faty vao ela velona
[2.558]
|
2 | Jodà manontolo lasan-ko babo
[2.996]
|
3 | Nony nandre izany izy, dia taitra sady tezitra ka nanontany hoe : "Lasan' olon-ko vady ahoana re?"
[2.69]
|
|
|
Teny iditra |
ko-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe koka
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny hoe ko- dia tapaky ny teny hoe koka: antso [1.1]
|
|
Teny iditra |
ko-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe kotra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny hoe ko- eto dia tapaky ny teny hoe kotra (antitra, tranainy, maintimolaly) [1.1]
|
|
Teny iditra |
ko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Tanala]
A plant whose leaves are siupposed to protect against evil-wishers [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
Plante indéterminée que les Tanala utilisent comme talisman contre les malédictions, les sortilèges et autres maléfices [1.196]
|
Voambolana |
|