Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] ngita [1.78]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
Kiriolona [1.1]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tsy mahavokatra [1.78]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsinjo, tazana [1.78]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] ( ringy est mis pour ringitra : frisé, gaufré). « Sorte de bruyère » d'après Descheemaeker (juin 1975). Probablement un philippia (Ericaceae). Comme odi-kibo, contre les maux de ventre, surtout ceux qu'on qualifie en malgache de tohina et sarana, on fait absorber un peu de cette plante écrasée avec du Gingembre. Voir sakamalao. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29