Teny iditra | kiraroamanolona > kiraro iray aman' olona | |
Singan-teny | kiraro ; iray ; amana ; olona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an' ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ kiraro aman' olona ] A pair of shoes [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ kiraro aman' olona ] Une paire de souliers [1.8] | |