Entrée kibo tsy manary havana (kibo, tsy, ary, havana)
Partie du discours locution
Explications en malgache entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31