Teny iditra | kelireny | |
Singan-teny | kely ; reny | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy manifinify sy kely vahana ary fohy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Small and slight of stature (of a woman) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Petite et chétive (se dit d'une femme) [1.8] | |
Tsipelina hafa | kely reny | |
Fivaditsoratra | kelireny, kely reny, renikely |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |