Teny iditra isa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One, each, every [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
 Un, chacun [1.8]
Marika iraisam-pirenena  1
I [3.1]
Ohatra 
1Tokony ho 80 no isany [2.649]
2Tsy hita isa ny vahoaka [2.366]
3fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona [2.59]
4Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady [2.508]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : isa, isany, isan', isan-, isam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Tantaran' i Madagasikara isam-paritra
Mpanahaka  iray ~ iraika
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nombre [1.3, 1.8, 1.13]
 Numéro [1.3, 1.8]
 Action de compter [1.3]
 Cardinal [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  Fanisana vaovao
Tsanganana sy sary iray takila Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12