|
|
|
|

Teny iditra 1  iroa
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 that one far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
6 celui-là, au loin (visible) [1.8]
Ohatra  7  Nangina iroa jiolahy. [2.895#196]
8  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
9  tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69#83]
10  Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245#184]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Tovy hevitra  20 iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how iroa
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  23 aory, 24 ario, 25 aroy, iroa, 26 Oria, oria, 27 roay

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25