Teny iditra iroana
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Ce, celui-là, celle-là; voilà [1.3]
Ohatra lo dobo kely iroana, ka soa dia soa tokoa; [1.265]
Sampanteny 
Tovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ irokatra ~ irokitra ~ irony
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31