Teny iditra inona fa tsy lasa izy
Singan-teny inona ; fa ; tsy ; lasa ; izy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa lasa tokoa na tsy tratra izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02