Teny iditra |
fa
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | But [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mais [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
kanjo ~
nefa ~
saingy |
|
Teny iditra |
fa
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | For, therefore, because, that.
Tandremo, fa masiaka ny omby:
take care, for the ox is fierce.
Be, fa mangidy: much but bitter.
Milaza fa handeha izy:
he says that he will go. [1.2]
|
| For, therefore, because [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Car. Tsy nianatra izy fa narary:
il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
|
| Car, parce que [1.8]
|
|
Teny iditra |
fa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte]
Déjà [1.405]
|
|
Teny iditra |
fa
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Efa [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A contraction of efa. (Prov.) [1.2]
|
|
Teny iditra |
fa~
|
Sokajin-teny | tovona
|
|
Teny iditra |
fa
|
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
|
Voambolana |
Sary |
|
|