Entrée ilazana (laza)
Partie du discours verbe relatif
Morphologie 
ilazana
ilazako
ilazanao
ilazany
ilazantsika
ilazanay
ilazanareo
ilazan'
ilazan-
ilazam-
ilaza-
nilazana
nilazako
nilazanao
nilazany
nilazantsika
nilazanay
nilazanareo
nilazan'
nilazan-
nilazam-
nilaza-
hilazana
hilazako
hilazanao
hilazany
hilazantsika
hilazanay
hilazanareo
hilazan'
hilazan-
hilazam-
hilaza-
ilazao
Exemples 
1 [Abinal 1888] Ny governora no nilazako ny raharahanao (C'est au gouverneur que j'ai raconté votre affaire)
2 [Abinal 1888] Ny rainao no tokony hilazanao izany (C'est à votre père qu'il faut dire cela)
3 [Abinal 1888] Ilazao izy fa tsy maintsy ho tonga rahampitso (Dites-lui qu'il faut qu'il vienne demain)
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31