Teny iditra hilaza (laza)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe milaza
Ohatra 
1ary tsy hilaza ny tsy misy. [2.4]
2Hilaza vaovao hahafaly anareo aho. [2.332]

Teny iditra hilaza- (laza)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe ilazana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17