Teny iditra ilay karin' olona
Singan-teny ilay ; kary ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19