Entrée Ikaladala (i-, kala, adala)
Partie du discours nom proverbial [liste complète]
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937] [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
¶ Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany.
Explications en français  [Abinal 1888] Cette imbécile
  [Veyrières 1913] Cette sotte
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31