Teny iditra | ikala trotraka | ||
Singan-teny | Ikala ; trotraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana vehivavy heverina ho tsinontsinona tsy misy antony noho ny haratsiany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [trotraka, weary.] A word only used by women in imprecating evil [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |