Teny iditra | trotraka | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana Jereo valaka [1.1] | |||||||||
Ohatra | Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo.
[2.472] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny trotraka io | |||||||||
Fivaditsoratra | katratro, kotratra, trotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |