Entrée hotsohotso
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky [Rajemisa 1985]
Exemples Hotsohotso roa venty
ny tanako roa feno avokoa
raha mahay manana hianao
manandroa
raha tsy mahay manana hianao
votsotra avokoa
[Fox: Hainteny, numéro 113]

Entrée hotsohotso
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin' ny famavanin-taolana, rohana [Rajemisa 1985]
Explications en français douleur à l'intérieur des [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée hotsohotso
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] fitaka amin'ny haza [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31