Entrée hodipotsy (hoditra, fotsy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Pentimpentina fotsifotsy amin' ny tarehy. Aretina mahazo ny hoditra, izay manjary toy ny anakandroana [Rajemisa 1985]
 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [SLP 1986]
Explications en français tache blanche sur la peau, mycose [SLP 1986]
 tache blanche sur la peau [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Analogues  pepo ~ tapano

Mis à jour le 2020/07/31