Entrée hitsy
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
¶ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
¶ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
¶ Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot hitsy (2): Ankilimahitsy, Mahitsy

Entrée hitsy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] karazan-kazo fanaovan-trano [Rakotosaona 1975]

Entrée hitsy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fijoroana mahitsy [Rakotosaona 1975]

Entrée hitsy
Partie du discours nom
Explications en français droite [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2022/01/16