Teny iditra herin-tsandry
Singan-teny hery ; sandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] [ herintsandry ] Asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [1.78]
 Tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12