Teny iditra | heloka bevava | ||||||
Singan-teny | heloka ; bevava | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A serious crime [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Délit grave [1.8] | ||||||
Crime [1.13] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |