Entrée hazovato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra
Explications en français  [SLP 1986] bois silicifié
Vocabulaire 
Synonymes vatoharana ~ vatohazo
Analogues  hazombato

Mis à jour le 2020/07/31