Teny iditra | harokaty (haroka, aty) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mampivalana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [aty, the liver.] the name of a disease which causes great laxity of the bowels. See poakaty. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cholérine [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | harokaty (haroka, aty) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Hollow [1.2] | |
Fivaditsoratra | akatrohy, harokaty |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |