Teny iditra halailay (lailay)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny halailain' ny akanjo vita amin' ny gony [1.1]
Tovy hevitra fahalailay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31