Teny iditra fahalailay (lailay)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny fahalailain' ny akanjo vita amin' ny gony [1.1]
Tovy hevitra halailay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31