|
|
|
|

Teny iditra1  halabe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto. Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] une grosse araignée. Sytodes thoracica
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Singan-teny  7  hala, be
Sary 
10 

Fivaditsoratra  11  halabe, labeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02