Teny iditra hakiho (hatra, kiho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy hatreo amin' ny loba fanondroadala ka hatreo amin' ny kiho (mitovy amin' ny roa ambin' ny folo zehy)
Hatreo amin' ny kiho ny halaliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cubit. [1.2, 1.7]
 The length of the hand and forearm to the elbow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Une coudée [1.3]
 La coudée, allant du coude à l'extrémité du médius, la main étant ouverte [2.415]
 Coudée, 45 cm environ [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31