Teny iditra | kiho | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana. | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The elbow; anything with a bend in it [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Coude [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kiho io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |