Teny iditra fofombadiko
Sokajin-teny anarana fofombady sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy My fiancee [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Ma fiancée [3.1]
Ohatra 
1Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy. [2.471]
2Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [2.499]
Zanakanarana Fofombadiko (Andriamalala Emilson Daniel)

Teny iditra Fofombadiko
Singan-teny fofombadiko
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel
Fanonta printy 1954.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12