Teny iditra | fitaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2] | |||||||||||||||
Fraud, deceit [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fraude, ruse [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitaka io | |||||||||||||||
Teny iditra | fitaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] fanambininy [1.78] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See petraka [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | fitaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tany lemaka [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fatika, fitaka, tafika, tifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |