Teny iditra fari-bava
Singan-teny fari- (faritra) ; -bava (vava)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Izay voafaritry ny vava, tapaky ny vava, ny fara hafatry ny olona iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vava, the mouth.] A final claim expressed, legal appropriation or declaration, usually applied to the authoritative decisions made by a sovereign when appealed to after his demise. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06