Teny iditra farary (rary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama
Mitovy hevitra: farofy ~ malemy ~ malezolezo ~ malovilovy ~ mangorera ~ marafoka ~ marary ovana ~ marisarisa ~ mavozo ~ migidredro ~ osa ~ saozanina ~ tsy mahazo nofo ~ tsy matanjaka ~ tsy salama ~ tsy seheno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Often ill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Souvent malade, maladif [1.8]
Ohatra 
1Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437]
2Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21