Teny iditra | farofy (rofy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mararirary matetika, tsy salama fa manana aretina, farary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from marofy (rofy).] A sickly person, a valetudinarian, a confirmed invalid. [1.2] | |
Chronically invalid [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Maladif [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | farary | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny farofy io | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |