Teny iditra | faran' ny lohany | |
Singan-teny | fara ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitovizan-javatra mitohy hatrany: Faran' ny lohany amin' ireo zokinao teo aloha itỳ, anaka, ka mpampianatra indray koa itỳ no maka anao ho vady [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |