Teny iditra fanofana (hofa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]

Teny iditra fanofana (hofa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]

Teny iditra fanofana (ofana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20