Teny iditra (1/4) | 1 hofa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra: Valonjato no hofan' itỳ efitra. (Ny fahelam-potoana ihany no maha samy hafa ny hofa sy ny sara: raha mita lakana ka miserana ihany, sara no aloa; fa raha maharitra indray andro na mihoatra, dia hofa). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Rent [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Rente, prix donné pour un bail, une location ou un louage; bail, louage [1.3#259] 6 Loyer, location [1.8] 7 Le prix qu'on paye pour un service ; la rente qu'on verse à quelqu'un [1.196] |
Ohatra |
8 Trano efitra telo tsy dia lafo hofa loatra teny Isoraka no nipetrahanay. [2.4#] 9 Koanefa aza manao kely karama (na hofa) loatra ianareo fandrao mahakely ny harenareo. [2.366#] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 12 hofa |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Fiantsoana olona amin' ny kopa-damba, na tanana, na rantsan-kazo misy ravina [1.1] 15 Fanasivanana ny vary na voan-javatra hafa amin' ny sahafa mba hampisaraka azy amin' ny akofa na ampombo na vato kely... [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Action d'appeler avec la main, ou de donner un signal en agitant quelque chose avec la main [1.3#259] 17 Action de vanner les grains en les faisant sauter sur un plateau concave [1.3#259] 18 Action d'agiter un objet dans la main en signe de sympathie, d'amitié [1.196] |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/4) | 23 hofa |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Voambolana |
25 Haizavamaniry 26 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 Espèce de vacoa à large et longues feuilles [1.3#259] 29 Nom donné à plusieurs pandanus. Mentionné anciennement par Chapelier, vers 1800. Ce sont principalement : Pandanus hoffa Chapel. Ex Bojer Ined., Pandanus odoratissimus L.f. et Pandanus obeliscus Thouars (Pandanaceae). Feuilles employées pour la couverture des cases ; également en vannerie et en sparterie. Cendre pour la préparation d'onguents maturatifs sur les furoncles. [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 31 hofa |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Voambolana |
33 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
34 D'après Decary 5081, ce nom serait également donné sur côté Sud-Est à un Palmier. Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) Peut être parce que les segments des feuilles servent aux mêmes usages que les pandanus. [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 36 faho, foha, hafo, hofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25 |