Teny iditra | ofana | ||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanamafisana metaly vao notefena, izay asoka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mivaingana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Tempered [1.2] | ||||||
The tempering of steel [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trempe de l'acier [1.8] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ofana io | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |
![]() |