Teny iditra |
miofana
(ofana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Tempered, hardened. [1.2]
|
| To be tempered (of steel) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être trempé (en parlant de l'acier) [1.8]
|
|
Teny iditra |
miofana
(ofana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To prepare oneself, to receive training [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se préparer, s'entraîner [1.8]
|
Ohatra | Nefa andron' ny fandrosoana izao, ka tsara angamba raha mba miofana any Antananarivo izy, mba milona kely any hahalala ny fanaon' ny olona.
[2.4]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miofana |
Ny lasa : |
niofana |
Ny hoavy : |
hiofana |
|
|