Teny iditra fanjakan-dehilahy
Singan-teny fanjakana ; lehilahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fampirafesana no antsoina amin' izany satria zavatra tsy tantin' ny vehivavy ny mirafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La polygamie c' est le royaume de l' homme. Surnom de la polygamie parce que le mari avait à gouverner ce ménage difficile. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09