Teny iditra fanetribe
Singan-teny fanetry ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely manimba ny ravim-bomanga sy ny vodiny. Rehefa bibikely mety ho mpanimba ny voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [Mod. s. from manetry (etry), and be, great.] An insect found among the rice [1.2]
 An insect that attacks sweet potatoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Insectes qui attaquent les patates [1.8]
Voambolana 

Teny iditra fanetribe
Singan-teny etry ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny kamo sy ny mpangalatra: Ireny no fanetriben' ny tany tokony hatosika any am-paravazan-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Someone or something destructive, an unsuspected trap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Surprise désagréable [1.8]
Ohatra Nisy koa ilay "loterie provinciale» noheverin' ny Fiangonana ho loka fanetribe manimba ny olona sy ny firenena. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09