Teny iditra fanahim-boronkely
Singan-teny fanahy ; voronkely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra misotisoty toy ny voronkely izay manao maloto ao amin' ny fihinanany ihany [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13