Entrée fadiranovana (faditra, ovana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [Rajemisa 1985]
Explications en français infortuné, misérable au dernier point [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples 
1Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [Andraina: Mitaraina, page 117]
2Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 150]

Mis à jour le 2020/07/31